|
|
|
|

Teny iditra 1  adidina
Fototeny  2 adidy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsinina, omena tsiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 To be charged with responsibility, to be liable to be blamed for, censured. [1.2]
10 to be blamed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on blâme [1.3, 1.8]
12 qu'on censure [1.3]
Ohatra  13  noho ny nilazany ny amin' ny fiezahan' aina jamba, tsy manan-java-kendrena fa dia mitosaka ho azy tsy azo adidina, tsy manana adidy. [2.285#]

Fivaditsoratra  adidina, 14 didiana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19