Teny iditra | 1 adokadoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Avonavona aseho amin' ny fihetsiky ny loha sy ny famindra, na amin' ny tomba fiteny mizahozaho na milohaloha |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#5] Hauteur, fierté; recherche dans le port, la démarche, la parole |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 9 adokadoka, akodadako |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |