|
|
|
|

Teny iditra 1  miadokadoka
Fototeny  2 adokadoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Miedinedina, maneho hakevohana amin' ny fiteny sy ny fihetsika, miajokajoka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 Etre fier, affecté [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20