|
|
|
|

Teny iditra 1  adonadona
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  12 Avonavona aseho amin' ny fihetsika toa mirehareha, mieboebo, ka ny tongotra angadongadona, ny loha aanjonanjona ary ny fiteny atao somary hentitrentitra toa manambonimbony tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 pride, haughtiness of spirit, contemptuousness. See rehareha. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  14 Orgueil, mépris [1.3]
Voambolana  15  Ontam-po
Mpanahaka  16  fieboeboana, 17  lanjalanja loha, 18  rehareha

Fivaditsoratra  adonadona, 19 daondaona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22