Teny iditra (1/2) | 1 rehareha |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Voambolana |
8 Ontam-po |
Fanazavàna teny malagasy |
9 Fihetsika miavona sady tsy miraharaha; fianjonanjonana noho ny hery na ny harena na fahaizana... ananana: Reharehan' olona re izany! mba manana fiarakodia izy ka dia mianjonanjona erỳ 10 Zavatra na olona mahatonga hanana hambo: Ianareo miaramila nandresy no reharehan' ny firenena. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
11 pride, boasting [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 orgueil [1.3, 1.8] 13 fierté, ostentation, hauteur, affectation, vanité, mépris, dédain [1.3] 14 vantardise [1.8] |
Ohatra |
15 Izany dia ho tabina sy rehareha tokoa ho anareo. [2.649#] 16 Izay voninahitra sy rehareha, Dia hafa tarehy tsy very mandeha. [1.437#] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 18 rehareha |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Voambolana |
20 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny malagasy |
21 Karazan-kazo (Colea); misy reharehalahy (Colea floribunda), ary reharehavavy (Colea) [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
22 arbre [1.3] 23 (de rehareha : morgue, attitude hautaine action de se prévaloir de sa supériorité). L'arbre est monocaule, nom ramifié, ou peu ramifié, et les fruits comestibles poussent sur le tronc, bien en évidence ; ce qui apparaît comme une sorte de défi. Ophiocolea floribunda (Bojer ex Lindl.) H. Perrier (Bignoniaceae). Fruit acidulé, de saveur agréable. Riche en acide ascorbique. [Sakalava] [1.196] [Betsimisaraka] |
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 26 herahera, rehareha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |