|
|
|
|

Teny iditra 1  adonaka
Fototeny  2 donaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-mandonaka, manempotra amin' ny setroka: Afom-bozaka roa entana no nadonany anay tao anefitra ka sempotra daholo izahay rehetra [1.1]

Fivaditsoratra  adonaka, 9 andakao

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19