|
|
|
|

Teny iditra 1  adroadro
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Ohatra  4  Ny avalinao izany dia fihomehezana sy adroadro. [2.4#85]
5  Tsy nahatazana azy kosa ilehio fa raha tsy izany dia ho matin' adroadro indray Rainitonadro. [2.470#39]

Fivaditsoratra  adroadro, 6 doradora, 7 draodrao, 8 radorado, 9 rodaroda

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19