|
|
|
|

Teny iditra 1  aely
Fototeny  2 ely
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Aparitaka, ahahaka: Naelin' ny akoho ny fako
9 Aparitaka atao fantatry ny olona rehetra: Naelin-dRakoto sahady ilay vaovao momba ny fanadinana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be scattered, to be disseminated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on disperse, qu'on dissémine, parsème, éparpille /m:txt> [1.8]
Ohatra  12  Borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao [2.508#]

Fivaditsoratra  aely, 13 elay, 14 Elia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19