|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ely
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Enti-milaza fiparitahana, fihahafana amin' ny toerana manodidina. [1.1]

Teny iditra (2/3)9  ely
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11  imprécation, malédiction. [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (3/3)12  Ely
Sokajin-teny  13  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  14  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  15  Eli [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  16  Éli [2.996]
Ohatra  17  Zanak' i Abiatara mpisoronabe avy tamin'ny taranak' i ely. [1.38]
Tovy hevitra  18  heli, helì
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  19  Toko sy andininy momba Ely
Tsanganana sy sary iray takila  20  Fitanisana
Lahatsoratra  21  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Ely

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30