|
|
|
|

Teny iditra1  aeroplanina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [3.1] voromby, fiaramanidina
Fanazavàna teny anglisy  4  [3.1] an airplane
Fanazavàna teny frantsay  5  [3.1] un avion, un aéroplane
Ohatra  6  Ny fikarohan' ny olomahay no nahavitany ny aeroplanina, ny otomobilina, ny milina isan-karazany. [2.332#]
7  aeroplanina mahay mipetraka an-drano no tonga voalohany (hydravion) vao tonga ny aeroplanina mahay mipetraka amin' ny tany. [2.113#]
Voambolana  8  Fitaterana

Fivaditsoratra  9 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21