|
|
|
|

Teny iditra 1  aetry
Fototeny  2 etry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao tonga mietry, midina ambany, miletsy: Naetrin' ny horohoron-tany ny tanàna tao Ananona
9 Aidina ambany: Izay manambony tena dia haetry, fa izay manetry tena dia hasandratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be reduced in rank, to be humbled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on abaisse, qu'on humilie: Haetriko ny ampiantany, fa manakona (Je vais abaisser le mur, parce qu'il cache la vue) [1.3]
12 qu'on abaisse en rang, qu'on dégrade, qu'on humilie [1.8]
Ohatra  13  ary izay mandeha amin'ny fiavonavonana dia hainy aetry. [2.996]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  aetry, 15 arety, 16 atery

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21