|
|
|
|

Teny iditra1  afa-baràka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  afa-boninahitra [Taisaka] [1.78]4  very voninahitra, afa-boninahitra, very haja: Afa-baraka ianareo mianakavy tamin' ny nafitsoky ny zanakao 5  Voafitaka: Afa-baraka aho nitonantonana tany; hay efa nifindra ianareo ka tsy nilaza akory 6  Simba: Afa-baraka ilay laoka vao novidina fa nihosim-bovoka eran' ny tokotany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  disgraced, dishonoured [1.2]8  put to shame [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  déshonoré [1.3, 1.8]
Ohatra  10  Nataony afa-baràka teo imason' olona ilay tsy nahaloa trosa [1.62]
Tovy hevitra  11  afa-pofona
Tsipelina hafa  12  afa
Singan-teny  13  afaka, baka
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny afa-baràka io

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13