|
|
|
|

Teny iditra1  afa-doza
Singan-teny  2  afaka, loza
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza olona efa teo ambavahoanan' ny loza nefa afaka soa aman-tsara; voavonjy soa aman-tsara tamin' ny loza saiky nahavoa ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  [loza, calamity, danger.] Free from pain or trouble, released from danger, rescued from an impending calamity. [1.2]
Tovy hevitra  6  afa-paty
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny afa-doza io

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13