|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  loza
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  16 Zavatra mampahita fahavoazana lehibe, toy ny fahafatesana, faharavam-pananana, sns...: Saika nahita loza Rabe tamin' ny diany farany tao
17 Zavatra miterapahavoazana lehibe ho an' olon-tokana na maro: Tsy misy loza mihoatra noho ny adim-pirenena [1.1]
18 voina mihatra tsy ampoizina [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  19 calamity, danger [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20 calamité, danger [1.8]
21 accident [1.13]
Ohatra  22  loza loatra re io vola io! [2.499#79]
23  Ny olona aza no tena loza. [2.472#71]
Mpanahaka  24  angano, 25  angano latsaka, 26  antambo, 27  fahonana, 28  faisana, 29  fohehatra, 30  idiran' angano, 31  idirandoza, 32  iharan-doza, 33  mahatsiravina, 34  mahita angano, 35  mamoa-tsampona, 36  mamohehatra, 37  mampidi-doza, 38  mampiditra angano, 39  sampona, 40  sendra ny mangidy tsy telina, 41  tambàna, 42  tra-boina, 43  tra-doza, 44  voan' ny patsa iray tsy omby vava, 45  voan' ny tain' akoho mahalavo, 46  voina, 47  zo
Fikambanana  48  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 58 misy ny teny hoe loza
Ohabolana  49  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3) 50  loza
Sokajin-teny  51  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  52 [Bezanozano] masiaka [1.78]
53 Masiaka izaitsizy: Olon-doza, hono, izany Néron izany
54 Enti-milaza olona na zavatra mampitola gaga, tsy eran-tany (na amin' ny lafiny tsara na amin' ny lafiny ratsy): Loza Ikoto raha hihazakazaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  55 angry, fierce, frightful [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  56 cruel, intraitable, dangeureux [1.8]
Fikambanana  57  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe loza

Teny iditra (3/3) 58  loza
Sokajin-teny  59  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  60 fleuve de la préfecture d'Antsohihy formé par la confluence de la Doroa ... et la Tsinjomorana, forme, dans le canton de Befandriana, par la confluence de l'Ankazabo et l"Antsimpororona ... Il reçoit sur sa rive droite l'Ankofia grossie de l'Anjingo et l'Irony, la Maevarano ..., l'Ambariolava et l'Anjango [1.11]
Voambolana  61  Haitoetany: renirano, farihy

Fivaditsoratra  62 lazo, Loza, loza

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19