Teny iditra | afa-baràka | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Afa-boninahitra [1.78] | |
Very voninahitra, afa-boninahitra, very haja: Afa-baraka ianareo mianakavy tamin' ny nafitsoky ny zanakao Voafitaka: Afa-baraka aho nitonantonana tany; hay efa nifindra ianareo ka tsy nilaza akory Simba: Afa-baraka ilay laoka vao novidina fa nihosim-bovoka eran' ny tokotany [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Disgraced, dishonoured [1.2] | |
Put to shame [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Déshonoré [1.3, 1.8] | |
Ohatra | Nataony afa-baràka teo imason' olona ilay tsy nahaloa trosa
[1.62] | |
Tovy hevitra | afa-pofona | |
Teny fotony | afaka, baraka | |
Tsipelina hafa | afa-boròka | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny afa-baràka io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/02 |
![]() |