|
|
|
|

Teny iditra1  afa-dratsiaina
Singan-teny  2  afaka, ratsy, aina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza vehivavy bevohoka nomena izay tiany hohanina ka tsy maniry intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  The condition of a pregnant woman who has eaten that for which she had a great longing. [1.2]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny afa-dratsiaina io

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/14