|
|
|
|

Teny iditra 1  ratsy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  22 Tsy tsara tarehy, mahasosotra ny mijery azy: Ratsy ny satroko noho ny anao
23 Tsy manan-toetra tsara, tsy mamy, tsy mahasalama, tsy manjary...: Ratsy izany mofo izany
24 Ratsy ity trano ity fa sady maizimaizina no tsy mahazo rivotra
25 Olona fatra-panimba ny sasany, mamohehatra: Tsy sahy mandeha amin' ity lalana ity aho fa be olon-dratsy, hono, eto ho eto. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  26 bad; wicked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  27 mauvais [1.3#516, 1.8]
28 méchant, de mauvaise qualité, nuisible, laid, vilain [1.3#516]
Ohatra  29  Ary ny alarobia, tonon' andro ratsy; [2.48#36]
30  Niteny ratsy tamiko izy, hoy Feno. [2.472#55]
31  Tsy nitsahatra teo anefa ny asa ratsin-dRakoto. [2.285#285]
32  Ka inona no tetik' ady ratsiny, araka ny voalaza taminao? [2.643#187]
33  Maty I Solo, maty noho ny anjara ratsin' ny fianakavianay. [2.472#162]
34  Nefa tsy afa-maina fa ahazoanao dimam-polo miampy izay valisoa omen' ny mpividy ity nama-ratsinao. [2.323#8]
Tohi-kevitra  35 tsara
Mpanahaka  36  benahoana, 37  eo ho eo, 38  fatritran-javatra, 39  ratsiratsy, 40  tsy mahomby, 41  tsy manahoana, 42  tsy manjary, 43  tsy tsara, 44  tsy vanona, 45  tsizarizary
Fikambanana  46  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 82 misy ny teny hoe ratsy
Ohabolana  47  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  ratsy, 48 satry, 49 sitra, 50 Tarsy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22