|
|
|
|

Teny iditra 1  afafy
Fototeny  2 fafy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny voa atao fafy: Vary lava no nafafiko taona itsỳ
9 Enti-milaza rano atsipy amin' ny tanana ka mipariaka amin' ny zavatra na olona rehetra manodidina: Rano no nafafin' ny dadabe taminay raha nitso-dranoanay izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be sown. Used of that which is cast, as the seed. [1.2]
Ohatra  11  Rehefa tsy afafy ny masomboly dia atsatoka. [2.117#]
12  sasany koa ny nonony dia afafy miakatra koa. [1.353#]
13  Tsy vola afafy tany tsy akory ny vola omeina an' i Jesosy. [2.649#]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how afafy
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  afafy, 16 fiafa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21