|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  afahana
Fototeny  2 afaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  8 to be set free [1.2, 1.7]
9 to be released, disengaged [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 Qu'on délivre, qu'on affranchit, qu'on exempte, qu'on absout [1.3]
11 qu'on libère [1.8]
Ohatra  12  Mipetraka foana ny fanontaniana mba hahalalana hoe iza no afahana. [1.369#]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3) 14  afahana
Fototeny  15 fahana
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
20  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  21 Atao sakafo homena ny vahiny: Inona no hafahana ireto vahinintsika fa ny vary itỳ tsy misy, ny hena tsy misy?
22 Atao fahan' ny basy, na bala asisika amin' ny basy hitifirana [1.1#26]
Fanazavàna teny anglisy  23 used of that which is presented or employed as a fahana . [1.2#147]
Fanazavàna teny frantsay  24 à qui on offre un cadeau en vivres, à qui on donne la nourriture, la ration, qu'on fait manger, qu'on charge, qu'on monte, à quoi on met pour trame [1.3#137]

Teny iditra (3/3) 25  afahana
Fototeny  26 fahana
Sokajin-teny  27  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
28  Ny ankehitriny :
29  Ny lasa :
30  Ny hoavy :
31  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  32 [Provincial] used of that which supports something else [1.2#147]

Fivaditsoratra  afahana, 33 faha~ana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21