|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  afaho
Fototeny  2  afaka
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana afahana
Ohatra  4  afaho izay entina hovonoina ho faty [2.996]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Teny iditra (2/2)6  afaho
Fototeny  7  faho
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  9  Afangaro, aharo [1.1#26]
Fanazavàna teny frantsay  10  qu'on mêle, qu'on ajoute [1.3#139]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  15  afaho, ahofa, haofa

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26