|
|
|
|

Teny iditra 1  afahirano
Fototeny  2 fahirano
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tapahin-drano, sakanana ny lalana rehetra tsy hahazoan' ny hanina hiditra ao an-tanàna [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be besieged [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 À priver d’eau, qu’on assiège [1.3]
Ohatra  11  Angony ny entanao amin' ny tany, ry ilay afahirano! [2.996]

Fivaditsoratra  afahirano, 12 fahoriana, 13 fiahorana, 14 fihaorana, 15 fiharoana, 16 fihoarana, 17 firoahana, 18 ifoharana, 19 iharofana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19