Teny iditra fahirano (fahy, rano)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanodidinan' ny fahavalo ny tanàna mba tsy hahafahan' ny mponina ao mivoaka hitady sakafo na rano: Raha tsy natao fahirano ny tanànan' Ambohijoky tsy azo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A siege. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Ceux que l’on prive d'eau ; siège d’une place [1.3]
 Une place assiégée privée d' eau. Les assiégeants coupaient l' eau aux assiégés, et ceux-ci, n'ayant ordinairement pas d' eau sur les hauteurs où ils habitaient, ne pouvaient pas vivre [2.415]
Ohatra 
1Dia natao fahirano Ambohijoky. [2.48]
2fahirano elaela ihany, ka afany. [1.38]
3tompoko, ka ataony fahirano ny vahoaka; [2.69]
4Niova tetika izy ka nataony fahirano ny tanàna. [2.508]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11