|
|
|
|

Teny iditra 1  afahy
Fototeny  2 fahy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Hatavezina: Hafiriana ireto omby ireto no nafahinao? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be made fat by food, to be fed; to be besieged. [1.2]
Ohatra  10  Matavy tsy afahy, zalahy! [2.69#]
11  Ny hoe " daboka " dia matavy, vaventy, no heviny, ka ny dabokandro dia ilazana ny omby matavy tsy afahy fa homana sy ompiana mikarenjy eny amin'ny andro fotsiny eny any an'efitra. [2.314#]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  afahy, 13 ahafy, 14 fahay, 15 fahia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21