| Teny iditra (1/2) | 1 fahy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
17 fampihibohana, tsifamelana hivoaka na hikarenjy
[1.10] 18 Fanatavezana ny biby ompiana: Tsy nataonao tsara fahy itỳ omby itỳ ka mahia. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 root of voafahy, afahy, mifahy, mamahy.
[1.2] |
| Ohatra |
20 fahy ombin' Imboarina ka ny trafony ihany no miedinedina
[2.558]
21 Inty ny vola farantsa hamidy nareo hena, ka ataovy tsara fahy tsara [2.48#702] |
| Fikambanana | 22 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe fahy |
| Teny iditra (2/2) | 23 fahy |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 [Antemoro] akondro iray reny, salohy
[1.78] |
| Fivaditsoratra | fahy, 26 fiha, fiha~, 27 hafy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/24 |
|