| Teny iditra | 1 afandrotra |
| Fototeny | 2 fandrotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Fatorana atao singory: Ny fanambadiana dia afehy mihitsy fa tsy afandrotra fotsiny akory
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 [Provincial] used of that which is employed as a girdle, etc.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 à attacher avec un noeud coulant
[1.3] |
| Fivaditsoratra | afandrotra, 11 fandraotra, 12 fandroatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|