| Teny iditra | 1 fandrotra |
| Fototeny | 2 handrotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Fatorana mivaha moramora raha vao voasintona ny laniny
14 Singory, tadivavarana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 [Provincial] a girdle, a belt, a hoop of a barrel, a cord
[1.2] |
| Fikambanana | 16 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe fandrotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|