|
|
|
|

Teny iditra 1  afangaro
Fototeny  2 fangaro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 atambatra sy haroina tsy hitokantokana fa ho iray ihany [1.62]
Ohatra  9  afangaro amin' ny fasika ny simenitra [1.1]
10  Mitsinkafona ny diloilo raha afangaro amin' ny rano [1.1]
11  Aza afangaro amin' ny lamba hafa ity akanjo mena ity fa miofo [1.1]
12  Aza afangaro ny henika sy enina: ny enina dia enti-milaza fa samy mahazo ny anjarany ny tsirairay; [2.313#]

Fivaditsoratra  afangaro, 13 afarango

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19