|
|
|
|

Teny iditra 1  fangaro
Fototeny  2 haro
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  5 Fomba entina mangaro na manetsiketsika mba hiharo: Tsy toy izao velively no fangaro ny vary ahahy
6 Azo haroina: Tsy fangaro itỳ anana itỳ rehefa andrahoina
7 Zavatra akambana amin' ny...: Mividiana fangarondaoka ariary enina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 combinaison [1.13]
Ohatra  9  Ka nofiko, hono, fa tany no nonina, Tamim-piadanana tsisy fangaro; [1.240#]
Mpanahaka  10  haro, 11  laro
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe fangaro

Fivaditsoratra  fangaro, 13 fangora, 14 farango

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19