|
|
|
|

Teny iditra1  afa-pana
Singan-teny  2  afaka, fana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Voambolana  4  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  5  efa tsy mifana intsony, izany hoe tsy mijanona eo am-pandriana intsony rahefa avy teraka [2.313]
Ohatra  6  Rehefa afa-pana i Sahondra, dia nidina hitsidika an-drainy tany Andovosira [1.280]

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13