| Teny iditra (1/4) | 1 fana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
21 Toetran' ny zavatra nohafanaina fanindroany indray: Fanam-bary
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22 heat. [Mal. panas; Friendly Is. mafana; others, bafanet, mofanas.]
[1.2] 23 heat [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 la chaleur, le chaud, action de chauffer, de réchauffer
[1.3] 25 chaleur [1.8] |
| Fikambanana | 26 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 14 misy ny teny how fana |
| Teny iditra (2/4) | 27 fana |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
36 Fanaovana izay hampahafana ny vehivavy vao avy niteraka mba hisorohana ny sovoka
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
37 action de se tenir au chaud
[1.3] |
| Fikambanana | 38 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how fana |
| Teny iditra (3/4) | 39 fana~ |
| Sokajin-teny | 40 tovona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
41 the commencement of modal and relative nouns from verbs in mana- in which no change is made in the initial consonant of the root, as fanamarina, and fanamarinana [manamarina, from marina, adj., root arina.]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
42 préfixe formant les substantifs verbaux des verbes en mana-
[1.3] |
| Teny iditra (4/4) | 43 fa~na |
| Sokajin-teny | 44 tsirinteny saradroa [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | fana~, fana, fa~na |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15 |
|