Teny iditra afa-tondro maso
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Nahavita tsara ny natao ka tsy mahatsiaro menatra na kely aza: Afa-tondro maso isika fa naharesy [1.1]
Tovy hevitra afa-kenatra
Singan-teny afa- ; tondro ; maso
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24