|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tondro
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  17 [Antesaka] fanondro [1.78]
18 Fanondro: Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe no atao hoe Tondro
19 Fanondroana: Mahasosotra ahy loatra izay tondro molotra nanaovany ahy izay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20 the pointer finger [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  21 l'index
22 action d'indiquer avec le doigt [1.8]
23 [Sakalava-Mayotte] doigt, orteil [1.405]
Ohatra  24  tondro belaka tondro vaventy
raha ny mpangalatra no handray tanana anao
atsipazo toa fatim-biby
tondro belaka tondro vaventy
raha ny tsara fanahy kosa no manolo-tanana anao
ataovy diavolan-tanteraka ny kibo
[2.131]
Voambolana  25  Haiaina
Fikambanana  26  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 19 misy ny teny hoe tondro

Teny iditra (2/2) 27  tondro
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny frantsay  29 caractéristique; flèche, indicateur, extrémité, vecteur [1.13]
Fikambanana  30  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 16 misy ny teny hoe tondro

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20