|
|
|
|

Teny iditra 1  afefika
Fototeny  2 fefika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao mifefika, miantsona: Nafefiky ny rivotra terỳ lavitra ny seranana terỳ ny sambo
9 Entina mamely: Totohondry indroa miantoana no nafefiny ny tarehiko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be wrecked. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19