|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  fefika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  16 Rendrika, vaky nidona tamin' ny harambato
17 Vaky
18 Lany harena, maty antoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 [Provincial] grounded, struck against the bottom, as a boat against a rock or bank [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  20 [Merina] wrecked [1.3]
21 échoué, brisé sur les récifs, sur le rivage
22 brisé, cassé comme la coque des oeufs, les coquillages
23 ruiné, frustré [1.3]
24 échoué, brisé [1.8]
Ohatra  25  fefika tany akaikin' i Vohimaro ny sambo [1.1]
26  fefika ilay atody vao novidina [1.1]
27  fefika ilay mpivarotra tao akaikinay [1.1]
28  fefika tao amoron-drano ny sambo (le navire a échoué sur le rivage) [1.3]
29  fefika ny atody (l’oeuf est cassé) [1.3]
30  fefika io lehilahy io (cet homme est ruiné) [1.3]
31  Mampisaraka ny ranobe ho vaky roa sy telo indray kosa ireo nosin-tanikely toa sambo fefika, toa fiara mitokona. [2.470#6]
32  Tamin' ny 1702 no fefika tao akaikin' i Faradofay ny sambo "Degrave" nitondra olona enina amby enimpolo amby zato. [2.508#79]

Teny iditra (2/3) 33  fefika
Sokajin-teny  34  anarana
Fanazavàna teny frantsay  35 action de frapper avec le poing fermé [1.3]

Teny iditra (3/3) 36  fefika
Sokajin-teny  37  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  38 wise, clever, but small in stature [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19