Teny iditra | afenana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Sandry [1.78] | |
Lanton-tanana [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | The arm from the elbow to the wrist. The upper part of the thigh. Among the Sakalava it is used as a synonym for atrehana (atrika.) (Prov.) [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Avant-bras ; pliant du haut de la cuisse. [1.19] | |
Voambolana | Haiaina | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny afenana io | |
Teny iditra | afenana | |
Sokajin-teny | mpampiankin-teny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Tandrify, manatrika [1.78] | |
Fivaditsoratra | afenana, anefana, fañeana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |