|
|
|
|

Teny iditra1  aferafera
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.5] combines
Ohatra  4  [4.27] Mba hisorohana ny aferafera na kiantranoantrano, indrindra ny anarana miverina in-droa, dia aro riaka mahomby ny fampidirana ny lisitra amin’ny solosaina mifanaraka amin’ny abidia.
Fototeny  5  afera

Fivaditsoratra  6  aferafera, arefarefa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21