|
|
|
|

Teny iditra 1  afindra
Fototeny  2 findra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ovana toerana: Nafindranareo any ambony rihana angaha ilay latabatra teto? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be moved, to be transplanted [1.2, 1.7]
10 to be transcribed. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on déplace, qu'on change de place, qu'on transplante [1.8]
Ohatra  12  Andrasana handefa tsiry kosa ny fakany vao azo afindra. [2.117#37]
13  Antsika telo mianaka ihany anefa ny resaka, fa tsy azonao afindra na amin'iza na amin'iza, hoy Raketamalala. [2.639]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe afindra
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  afindra, 16 fandray, 17 fiandra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21