|
|
|
|

Teny iditra 1  findra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  23 Fandehanana mba hiova toerana, fiovana toerana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  24 change of place. [Mal. pinda.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  25 [Merina+Betsileo] Déplacement, changement de place. Pour les plantes : transplantation ou repiquage. Exemple : Namindra zanakazo maromaro izahay : nous avons transplanté beaucoup de jeunes arbres. On dit aussi famindrana. Pour le riz : findra-hahazana ou findra-hahy est l'action de le transporter de la rizière sur une aire bien sèche pour le faire ressuyer avant le battage. L'action de repiquer ou transplanter le riz se dit fanetsana (racine ketsa [1.196]
Voambolana  26  Hetsika
Fikambanana  27  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe findra

Fivaditsoratra  28 fandry, findra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19