|
|
|
|

Teny iditra 1  afitsoka
Fototeny  2 fitsoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-mamely, atoraka: Karavasy hoditra mihitsy no nafitsony azy
9 Atao: Tsara ny lahateny nafitsony izay
10 Lanina: Nafitsony tamin' ny soavaly daholo ny volany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 used of anything used to beat with [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on lance: Tahamaina mafy no nafitsony azy (Il lui a lancé un fort soufflet) ~ Mafy ny teny nafitsony azy (Il lui a lancé des paroles dures)
13 qu'on dépense, qu'on vend: Nafitsony tamy ny fanaovan-trano ny volany rehetra (Il a dépensé tout son argent pour bâtir une maison) ~ Nafitsony ny ombiny rehetra (Il a vendu tous ses boeufs)
14 qu'on fait parfaitement: Tsara ny soratra nafitsony (Il a fait une écriture parfaite) [1.3]
Ohatra  15  rahefa mby akeky ny tafika dia ny samotady no afitsoka [2.48#682]
16  Lalina izany afitsokareo izany, hoy ny reniny kirikirina, somary nampakatra feo. [2.470#84]
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  afitsoka, 18 fitosaka, 19 fitsaoka, 20 fitsoaka, 21 kiafotsa, 22 tsaikafo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21