Teny iditra | afofandiovana | |
Singan-teny | afo ; fandiovana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | (Fia. krist.) Toerana anefan' ireo nihavana tamin' Andriamanitra talohan' ny nahafatesany ny sazim-pahotana vitany, ka idiovany alohan' ny hidirany amin' ny fiainan-tsambatry ny lanitra [1.1] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09 |