| Teny iditra | 1 afo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
5 [Betsimisaraka] jiro, vain' afo
[1.78] 6 Fivoahan-kafanana sy hazavana miaraka, atera-javatra anankiroa: ny iray mety mirehitra (hazo, arina, bozaka...) ary ny iray tsy hita maso ao anatin' ny rivotra atao hoe oksizena, izay mandoro mahamay: Latsaka ny hariva ka efa mampirehitra afo ny olona [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 fire
8 fig. Calamity. [Found in many Mal. Arch. and Polyn. Languages, as api, yafo, yaf, apin, etc.] [1.2] 9 fire [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 feu
[1.3#7, 1.8] 11 fig. calamité [1.3] 12 [Betsimisaraka] lampe; braise [1.78] |
| Ohatra |
13 Maty ny afo tao am-patana.
[2.470#148]
14 Nampirehitra afo ry zareo, ary tamin' izany no nisakafoany sy namindroany. [2.472#215] |
| Fikambanana | 15 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 87 misy ny teny hoe afo |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 17 Randzavola: afo ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | afo, 18 fao, 19 Foà, 20 ofa |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/06 |
|