|
|
|
|

Teny iditra1  afoizo
Fototeny  2  foy
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana afoy
Ohatra  4  afoizo izay efa namitaka. [2.69]
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny afoizo io
Tsanganana sy sary iray takila  6  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Fivaditsoratra  7  afoizo, fiozao

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31