|
|
|
|

Teny iditra 1  afoy
Fototeny  2 foy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Taisaka] alana [1.78]
9 Omena tanteraka, atao sorona: Nafoin' izany lehilahy izany hoan' ny tanindrazany ny ainy
10 Tsy antenaina intsony: Nafoikony famantaranandroko very [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be forsaken, to be abandoned, to be forgotten, as the dead. [1.2]
12 to be given up [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on abandonne [1.3#180, 1.8]
14 qu’on cède, qu’on sacrifie, à quoi on renonce, qu’on rejette: Nafoiny ho an’ ny sakaizany ny ainy (Il a sacrifié sa vie pour son ami) ~ Nafoiko ny peratro very (J’ai renoncé à l’anneau que j’ai perdu [1.3#180]
Ohatra  15  Ny nofo anefa no afoy fa ho tratram-pahalovana! [1.272]
16  Tsy afoy kosa na dia zaza am-pombaina anio aza. [2.245]
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  afoy, 18 foay

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21