Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
1
afolaka
Fototeny
2
fo
laka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
afolaka
, afolako, afolakao, afolany, afolatsika, afolakay, afolakareo, afolak', afola-
5
Ny lasa :
nafolaka, nafolako, nafolakao, nafolany, nafolatsika, nafolakay, nafolakareo, nafolak', nafola-
6
Ny hoavy :
hafolaka, hafolako, hafolakao, hafolany, hafolatsika, hafolakay, hafolakareo, hafolak', hafola-
7
Filaza mandidy :
afolaho
Fanazavàna teny malagasy
8
Atao mifolaka; aforitra:
Tsy manaiky, hono, izy fa nafolakao ny tanan-janany
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19