|
|
|
|

Teny iditra 1  afompotra
Fototeny  2 fompotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Lanina atao majifa tsy misy miangana: Nafompony ny lova navelandrainy sy reniny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be expended, to be made to come to an end, to be exhausted. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 à rafler, qu'on dépense d'un coup: Nafompotr' ilay adala ny hareny (Cet imbécile a dépensé rapidement sa fortune) [1.3]
Mpanahaka  11  fongotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22