|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  fompotra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  11 Lany indray mifaoka, tapitra, majifa indray mihelatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 deprived, bereft, extirpated, ended. See fongana, fongotra. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13 Raflé, enlevé, épuisé d’un trait, d’un seul coup [1.3#183]

Teny iditra (2/2) 14  fompotra
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 Karazan' arintany avy amin' ny zavamaniry nilevina an-taonany maro tao anaty tany ka nanarina nanjary mainty ary mora mirehitra; ataon' ny olona fandoroana biriky ny fompotra [1.1]
17 zavamaniry amin'ny tany mando, miangona dia lo ka azo atao fandrehitra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  18 a kind of peat. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  19 tourbe [1.13]
20 (dans toute l'île) Nom de la tourbe bien décomposée : on s'en sert comme combustible pour la cuisson des briques (afom-pompotra). Les tourbières sont nombreuses à Madagascar. Celles de la région centrale sont surtout formées par la décomposition de Sphaignes sphagnum), de fougères aquatiques, de Cyperaceae et de quelques Poaceae des lieux humides. Sur la Côte Est, la tourbe se forme aussi à partir des végétaux beaucoup plus importants comme les pandanus, raphia, typhonodorum, ect. Outre les tourbières vivantes, il existe aussi dans la région centrale, des tourbières fossiles. Voir H.Perrier, Bulletin Académie Malgache, nouv. sér. 1 : 137-138 (1974). [1.196]
Ohatra  21  mbamin' ny Palynologie na fandinihana ny pollen avy tamin' ny voninkazo ary hita any anaty fotaka sy fompotra any amin' ny heniheny sasany. [2.508#12]
Voambolana  22  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Fikambanana  23  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe fompotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19