|
|
|
|

Teny iditra 1  afongo
Fototeny  2 fongo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asaina mijanona ao am-pandriana mirakotra tsara: Nafongon-dreniny tao am-pandriana Inaivo kely fa nanavy be [1.1]

Fivaditsoratra  afongo, 9 angofo, 10 fanogo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19