|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fongo-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe fongotra

Teny iditra (2/4)3  fongo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5  [1.1] Fijanonana ao ampandriana mirakotra tsara
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#185] action de rester au lit en se couvrant bien
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :

Teny iditra (3/4)11  fongo
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny anglisy  13  [1.2] a boil, a carbuncle, an abscess. Also called kifongo.
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.196] Au sens habituel, fongo ou kifongo désigne un gros furoncle ou un anthrax
Voambolana  15  Fahasalamana
Sampanteny 
16  Anarana :
Tovy hevitra  17  kifongo

Teny iditra (4/4)18  fongo
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny frantsay  20  [1.196] Herbe indéterminée encore appelée kifongo. Cette herbe est sans doute utilisée en emplâtres maturatifs. [Sihanaka]
Voambolana  21  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody

Fivaditsoratra  22  fongo-, fongo

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07