Teny iditra | 1 afontsy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Haizavamaniry: voankazo |
Fanazavàna teny malagasy |
4 akondro [Taimoro]
[1.78] 5 Karazan' akondro vaventy [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 La grande banane, bananier qui la produit [1.3] 7 (du malais untsi) Variété de bananier Musa sapientum L. (Musaceae), à gros fruits, de saveur agréable. [Betsimisaraka] [1.196] |
Ohatra |
8 Boroboaka an'elo ary afontsy an-taninandro ka raha sarangaina mitovy raha fehezina lany zara ka hajahajao ny akaiky ary tiavo ny iaraha-monina fa raha maninona tsy tratry ny hafa [2.131#280] |
Tsipelina hafa | 9 fontsy |
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 12 afontsy, nafotsy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |