|
|
|
|

Teny iditra1  aforeto
Fototeny  2  foritra
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana aforitra
Ohatra  4  aforeto ny tanan' akanjonao rehefa hiasa [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Fivaditsoratra  6  aforeto, afotero

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31